# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto no mifarana ny fotoana nijanonan'i Paoly tao Kaisaria. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny sasany tamin'ireo mpianatra avy tao Kaisaria. # mpianatra mainty molaly Midika izany fa anisan'ireo voalohany nino an'i Jesosy i Menasona.