# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka momban'ny fitorian'i Paoly tany Troasy sy izay nitranga tany Eotyko i Lioka. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly ary ireo mpiara-dia amin'izy ireo. # hanapaka ny mofo Ny mofo no fihinana mandritran'ny fisakafoana. Eto ny " hanapaka ny mofo" dia midika fa nifampizara izany izy ireo. # efitra ambony Izany dia mety tany amin'ny efitra fahatelo