# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia manohy ny tantaran'ny dia missionera nataon'i Paoly sy Akila ary Timoty. Izany dia toa manambara fa i Silasy sy Timoty dia nitoetra satria izy dia miteny izy hoe "izy" # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Kenkrea dia seranan-tsambo izay ao amin'ny faritr'i Korinto. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly. # Fampifandraisana ny foto-kevitra Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly, Prisila ary Akila. # namela ireo rahalahy DH: "nandao ireo namana mpino"