# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. # filozofa Epikoreana sy Stoika Ireo olona ireo dia nino fa ny zava-drehetra dia noforonina vintana ary ireo andriamanitra dia sahirana loatra satria sanganehana amin'ny fitondrana an'izao tontolo izao. Nolavin'izy ireo ny fitsanganana amin'ny maty ary naniry fahafinaretana tsotra fotsiny. # Filozofa Stoika Ireo olona ireo dia nino fa ny fahafahana dia avy amin'ny fandavana ny anjara. Nolavin'izy ireo ilay Andriamanitra be fitiavana sy ny fitsanganana amin'ny maty. # Ny sasany nilaza " Ny sasany nilaza tamin'ireo filozofa koa nilaza" # Inona no tian'io be resaka io ho lazaina? DH: "Inona ity olona tsy nahita fianarana ity" # ireo andriamanitra hafa izany tsy midika hoe "hafahafa" fa kosa hoe "vahiny", ireo andriamanitra izay tsy nivavahan'ireo Grika sy Romana na fantatr'izy ireo.