# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia ampahany hafa amin'ny tantaran'i Paoly sy i Silasy. Paoly dia izay niandry an'i Silasy sy Timoty hiaraka aminy tany Atena. # tonga tezitra tao anatiny ny fanahiny raha vao nahita ny tanàna feno sampy Eto ny "fanahy" dia manambara an'i Paoly tenany ihany.DH: "nalahelo izy satria hitany fa misy sampy eny rehetra eny tao an-tanàna" na "kivy izy nahita ny sampy eny rehetra eny tao an-tanàna" # izay nanompo an'Andriamanitra Izany dia manondro ireo Jentilisa izay midera an'Andriamanitra ary manaraka Azy saingy tsy mankatò ny lalàna jiosy rehetra.