# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly. # Nosokafany ny Soratra Masina Ireo mety ho dikany 1) mba hanazavana ny soratra masina amin'ny fomba tsotra mba ahazoan'ny olona azy, toy ny hoe manokatra zavatra iray i Paoly mba hahafahan'ny olona mahita ny ao anatiny na 2) nanokatra ara-bakiteny ny boky na horonana ary namaky azy io i Paoly. # fa nilain' i Kristy "Anisan'ny drafitr'Andriamanitra izany" # ireo mpivavaka Grika Midika izany fa ireo izay manompo an'Andriamanitra nefa tsy niova fo tamin'ny Jodaisma tamin'ny alalan'ny famorana.