# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no tranga farany ao amin'ny tantaran'i Paoly sy Silasy tany Filipy. # Ary Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana ny fisarahana ao amin'ny tantara fototra. Eto i Lioka dia milaza ny zava-nitranga farany tao amin'ilay tantara izay nanomboka tamin'ny 16:16. # nandefa teny tamin'ireo mpiambina Ity "teny" eto dia midika hoe "hafatra" na "didy". DH: "nandefa hafatra ho an'ireo mpiambina" na "nandefa baiko ho an'ny mpiambina # nandefa teny ny "nandefasana" eto dia midika fa ny mpitsara dia nilaza tamin'ny olona iray mba hilaza amin'ireo mpiambina ny hafany.