# Nampiantso Jiro Ny antony mahatonga ny mpiambina nitady jiro dia azo atao mazava. DH: "niantso olona hitondra jiro mba hijerena hoe iza no mbola tao am-ponja # nihohoka teo anoloan'i Paoly sy Silasy Nanetri-tena ilay mpiandry fonja ka niankohoka teo amin'ny tongotr'i Paoly sy Silasy. # nitondra azy ireo nivoaka "nitondra azy ireo nivoakan'ny fonja" # inona no tsy maintsy hataoko mba ho voavonjy DH: "inona no tsy maintsy hataoko ho an'Andriamanitra mba ho voavonjy tamin'ireo otako aho" # ho voavonjy ianao DH: "Hamonjy anao Andriamanitra" na "Andriamanitra dia hamonjy anao tamin'ireo otanao" # ny ankohonanao DH: "ny fianakavianao"