# ampahafantarana amin'ny ankapobeny Indro ny teny hoe "azy" dia manondro an'i Paoly. # ampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "isika" dia midika hoe Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy, anisan'izany i Lioka, mpanoratra ny Asan'ny Apostoly. # ampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fampiasana voalohany ny teny "antsika" dia manondro ny olona ao Makedonia. Ny fampiasana faharoa ny teny "antsika" kosa dia manondro an'i Paoly sy ireo namany. # ampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo olona tao Makedonia. # Nahita fahitana i Paoly "Nahita fahitana avy amin'Andriamanitra i Paoly" # niantso azy "nangataka azy" na "nanĂ sa azy" # Avia aty Makedonia Ny teny hoe "Avia" dia nampiasaina eto satria i Makedonia dia teny ampitan'ny ranomasinin'i Troasy.