# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Paoly sy i Barnabasy dia nandeha lalana samy hafa. # hamangy ireo rahalahy "hanome fanampiana ireo rahalahy" # ny tenin'ny Tompo Eto ny "teny" dia manambara hoe hafatra. DH: "ilay hafatra momban'ny Tompo" # hahita hoe manao ahoana izy ireo "hahafantatra vaovao momban'azy ireo." Te hafantatra momba ny toe-javatra misy aminn'ireo rahalahy sy ny fomba fitazoman'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra. # Panfilia Farintany ao amin'i Asia Minora.