# Fampifandraisana ny foto-kevitra Izany dia miresaka ilay soratra avy any amin'ny fiangonan'i Jerosalema ho any amin'ireo Mpino Jentilisa tao Antiokia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" sy "isika" dia manondro ireo mpitarika sy mpino tao amin'ny fiangonana tany Jerosalema. # izay hilaza aminareo io zavatra io "izay milaza ny tenany manokana ny zavatra izay nosoratantsika" # ny tsy hampitondra anareo entana lehibe noho ireo zavatra tena ilaina Izany dia miresaka momba ny lalàna izay tokony hankatoavin'ny olona toy ny hoe zavatra entin'izy ireo eo amin'ny sorony. # ireo zavatra nataonareo ho fanatitra amin'ireo sampy Midika izany fa tsy mahazo mihinana henam-biby izay nisy nanao sorona ho an'ny sampy. # rà Izany dia manambara ny fisotroana rà na fihinanana hena izay tsy nalatsa-drà. # zavatra nokendaina ny atao hoe biby nokendaina dia biby novonoina ho faty fa tsy nalatsa-drà # Veloma Izany dia manambara ny faran'ilay taratasy.