# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanomboka niresaka tamin'ireo Apôstôly sy loholona izay nivory i Petera mba hiresaka momba ny tsy maintsy handraisan'ireo Jentilisa ny famorana ary hitandrina ny lalàna. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny voalohany "izy ireo" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona (15: 5) ary ny teny "izy ireo" sy "ny azy ireo" hafa dia manondro ireo Jentilisa mpino # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "anao" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "antsika" dia manondro an'i Petera, ireo Apôstôly sy ireo loholona, ary ny mpino rehetra amin'ny ankapobeny. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "Izy" eto dia manambara an'Andriamanitra. # rahalahy Petera dia niresaka tamin'ireo mpino rehetra izay nanatrika teo. # alalan'ny vavako Eto ny teny "vavako" dia manondro an'i Petera. DH: "avy amiko" na "tamiko" # handre ny tenin'ny filazantsara ireo Jentilisa "ireo Jentilisa dia naniry ny handre" # ny tenin'ny filazantsara Eto ny "teny" dia ny hafatra. DH: "ny hafatra momban'i Jesosy" # izay mahafantatra ny fo Eto ny "fo" ity dia manondro ny "saina" na "toetra anaty". DH: "iza no mahalala ny sain'ny olona" na "iza no mahalala izay heverin'ny olona" # vavolombelona amin'izy ireo "vavolombelona amin'ireo Jentilisa" # nanome ny Fanahy Masina azy ireo "hatonga ny Fanahy Masina hidina amin'izy ireo" # tsy nanao fanavakavahana Nitovy ny fitondran'Andriamanitra ireo mpino jiosy sy ireo mpino Jentilisa. # nanadio ny fon'izy ireo tamin'ny finoana Ny famelan'Andriamanitra ny helok'ireo mpino Jentilisadia toy ny hoe manadio ara-bakiteny ny fon'izy ireo. Eto "ny fo" no manondro ny maha-olona azy. DH: "mamela ny fahotany satria nino an'i Jesosy"