# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ankoatra ny fampiasana fahatelo ny teny hoe "izy ireo" izay manondro ny olona izay nentin'i Paoly sy i Barnabasy ho an'ny Tompo, dia ny teny hoe "izy ireo" eto dia miresaka an'i Paoly sy i Barnabasy. # Rehefa nanendry loholona ho azy ireo teo amin'ny isam-piangonana izy ireo Rehefa nanendry mpitarika isak'ireo vondrona mpino vaovao i Paoly sy Barnabasy" # natolotr'izy ireo Ireo mety ho dikany 1) "'i Paoly sy i Barnabasy dia nanankina tamin' ireo loholona izay notendren'izy ireo", na 2) "Nankinin'i Paoly sy Barnabasy ireo mpitarika sy ireo mpino hafa" # izay ninoan'izy ireo ny teny "izy ireo" dia miankina amin'ny safidy nandikanao azy tao amin'ny fanamarihana teo aloha (na loholona na mpitarika na mpino hafa). # nandeha nidina tany Atalia Ny fehezanteny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria Atalia dia ambany noho ny Perga. # izay nahazoan'izy ireo ny fahasoavan' Andriamanitra DH: "izay nandraisan'ny mpino sy ny mpitarika tao Antiokia an'i Paoly sy i Barnabasy ho amin'ny fahasoavan 'Andriamanitra" na "toerana izay nivavahan'ny Antioka mba hiahina sy hiarovan'Andriamanitra an'i Paoly sy i Barnabasy"