# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "Izy"dia manondro an'Andriamanitra # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "ny tanin'izy ireo" eto dia manondro ilay tany izay nosahanin'ireo firenena fito tany aloha. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "antsika" sy "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'ny Isiraely. Ny Jiosy mpihaino an'i Paoly dia tafiditra ao amin'ny "antsika" tahaka izany ohany i Paoly sy Barnabasy # firenena Eto ny teny hoe "firenena" dia manondro ny vondron'olona samihafa fa tsy ireo sisin-tany ara-jeografika # niseho izany dia efa tamin'ny faha dimampolo sy efa-jato taona "efa nihaotra ny 450 taona vao tanteraka"