# Noho izany dia notazonina tao am-ponja Petera Midika izany fa niambina an'i Petera tany am-ponja ireo miaramila. DH: "niambina an'i Petera tao am-ponja ireo miaramila" # ny vavaka dia nataon'ireo izay tao am-piangonana mafy kokoa tamin'Andriamanitra ho azy DH: "ny vondron'ny mpino tao Jerosalema dia nivavaka tamin'Andriamanitra ho azy" # mafy "mitohy amin'ny fanoloran-tena" na "miaraka amin'ny fanoloran-tena tsy mijanona" # hitondran'i Heroda azy hotsaraina fa ny tetikí Heroda hamonoana azy dia azo hazavaina. DH: "Heroda dia nitondra an'i Petera nivoaka ny trano-maizina mba hamono azy" # voafatotra tamin'ny rojo anankiroa "mifatotra amin'ny rojo anikiroa". Ny rojo tsirairay avy dia nifatotra tamin'ny ray tamin'ireo mpiambina anankiroa izay nijanona teo anilan'i Petera.