# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto "isika" dia manondro an'i Petera sy ireo mpino ao Jopa. Tsy misy ny mpihaino azy tao Jerosalema. # Indro Ity teny ity dia mampafantatra antsika amin'ireo olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fomba fiteninao dia mety hanana fomba hafa hanaovana izany. # nalefa avy tany Kaisaria nankaty amiko izy ireo DH: 'Nisy olona nandefa izy ireo" # tsy tokony hanisy fizahan-tava amin'izy ireo aho "izay tsy tokony nampisy olana ahy ny maha Jentilisa azy ireo" # Ireo rahalahy enina ireo dia nandeha niaraka tamiko "Ireo rahalahy enina ireo dia nandeha niaraka tamiko ho any Kaisaria" # Ireo rahalahy enina "ireo mpino Jiosy enina" # an-tranon'ilay lehilahy Io dia manondro ny tranon'i Konelio. # havoavonjy anao DH: "Andriamanitra hamonjy anao" # ny ankohonanao rehetra DH: "ny olona rehetra miaina ao an-tranonao"