# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanomboka niresaka tamin'ireo olona izay tao an-tranon'i Kornelio i Petera. # Avy eo dia nanokatra ny vavany Petera ary niteny "nanomboka niresaka tamin'izy ireo i Petera" # Marina tokoa Io dia manambara fa izay zavatra ho lazainy dia tsara ho fantatra. # Andriamanitra dia tsy miandany na amin'iza na amin'iza "Andriamanitra dia tsy manome vahana ny olona sasany" # na iza na iza no midera sy manao asa marina dia ekeny avokoa "Izy dia manaiky ireo izay midera Azy sy manao asa marina" # midera Ny teny "midera" eto dia midika hoe manaja fatratra sy manana fatahorana.