# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ao amin'ny andininy faha 32 ny tantara dia mifindra avy any amin'i Saoly mankany amin'ny fizarana vaovao mahakasika an'i Petera. # Fampahalalana ankapobeny Ny andininy faha 31 dia fanambarana izay manome vaovao farany amin'ny fitomboan'ny fiangonana. # ny fiangonana nanerana an'i Jodia rehetra, Galilia, ary Samaria Eto ny "fiangonana" dia manondro ireo mpino ao anatin'ireo vondrona manerana an'Israely. # nanana fiadanana "niaina amin-piadanana". Izany dia midika fa ilay fanenjehana izay niatomboka tamin'ny famonona an'i Stefana dia tapitra. # voaorina DH: "Andriamanitra no nanampy azy ireo hitombo" na "ny Faahy Masina no nanorina azy ireo" # nandeha tamin-tahotra ny Tompo "nanohy nanome voninahitra ny Tompo" # tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina "niaraka tamin'ny Fanahy Masina nampahery sy nandrisika azy ireo" # Dia tonga izany ankehitriny Nampiasana io fehezan-teny io hanamarihana fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # nanerana ny faritra manontolo Io dia hitatra hilazana ny habetsak'ireo mpino manerana an'i Jodia, Galilia sy Samaria notsidihan'i Petera. # nidina Ny teny hoe "nidina" dia nampiasaina eto satria Lyda dia ambany kokoa noho n ireo toerana hafa izay handehanany.