# ny Fanahy Masina dia natolotra teo an-tanan'ireo apostoly tamin'ny alalan'ny fametrahan-tanana DH: "ireo Apostoly dia nanome ny Fanahy Masina tamin'ny fametrahana tanana tamin'ireo olona" # izay rehetra ametrahako tanana dia mety handray ny Fanahy Masina "mba afahako manome ny Fanahy Masina ho an'ny izay rehetra hametrahako tanana.