# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no manomboka ny tantaran'i Filipo izay nofidian'ny olona ho diakona. # izay niparitaka Ny antony ny niparitahana, fanenjehana dia efa voalaza tany aloha. DH: "izay nitsaoka ny fanenjehana lehibe ary nandeha" # nidina teny an-tanĂ n-dehiben'ny Samaria Ny teny "nidina" no nampiasaina teto satria i Samaria dia iva kokoa raha ampitahana amin'i Jerosalema. # nitory an'i Kristy tamin'izy ireo Ny fiantsoana hoe "Kristy" dia manambara an'i Jesosy, ilay Messia DH: "niteny azy ireo fa i Jesosy dia ilay Messia"