# Fampifandraisana ny foto-kevitra Amin'ity andininy ity ny tantara dia niala avy tamin' i Stefana ary mifindra any amin'i Saoly. # Ka nanomboka ... ankoatra ireo apostoly Ny fizaran'ity andininy 1 ity dia mampahafantatra ny moban'ny fanejehana izay nanomboka taorian'ny nahafatesan'i Stefana. Io dia manazava ny antony nanenjehan' i Saoly ireo mpino ao amin'ny andininy faha 3. # tamin'io andro io Ilay andro nahafatesan'i Stefana. (jereo: 7:59) # ireo mpino rehetra dia niparitaka Io dia filazana masaka mba hanehoana fa betsaka ny isan'ireo mpino nandao an'i Jerosalema noho ny fanenjehana. # ankoatra ireo apostoly Io fanambarana io dia midika fa mbola nijanona tao Jerosalema irep Apostoly na dia niharan'ny fanenjehana lehibe ary izy ireo. # Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra 'Lehilahy izay matahotra an'Andriamanitra" # nanao hira fisaonana azy "nanao fisaonana lehibe tamin'ny fahafatesany" # naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy Naka an-kery ireo mpino Jiosy tao an-tranony i Saoly ary nandefa azy ireo tany am-ponja. # ireo lehilahy sy ireo vehivavy Io dia manambara ireo lehilahy aman-behivavy izay nino an'i Jesosy.