# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mitohy ny fizaran'ny tantara momban'i Stefana izay nanomboka tao amin'ny 6:8. Nanomboka namaly ny mpisorona be sy ny filan-kevitra i Stefana tamin'ny firesahana momban'ireo zavatra nitranga tao amin'ny tantaran'Israely. Maro ireo zavatra ao anatin'ity tantara ity no avy tamin'izay nosoratan'i Mosesy # Ry rahalahy sy ry ray, henoy aho I Stefana dia nanome fanajana lehibe an'ny filan-kevitra tamin'ny niarabainy azy ireo tahaka ny fianakaviany.