# Fampifandraisana ny foto-kevitra Izany dia nitranga nandritran'ny fotoana nijanonan'i Petera sy ireo mpino hafa tao amin'ny efitra ambony rihana. # Tamin'izany andro izany Ireo teny ireo dia nanamarika ny fiatombohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara. Ireo dia manondro ny fotoana taorian'ny niankaran'i Jesosy, nandritran'ny fihaonan'ireo mpianatra tao amin'ny efitra ambony rihana. DH: "Nandritra izany fofoana izany" # teo afovoan' ireo rahalahiny Eto ny teny hoe "ireo rahalahy" dia manambara ireo namana mpino ary ao anatin'izany lahy sy vavy. # tena nilaina ny fahatanterahin'ny Soratra Masina Azo avadika tso-drafitra ihany koa io. DH: "Ireo zavatra izay novakiantsika momban'ny ao anaty Soratra Masina dia tokony hitranga" # amin' ny vavan'i Davida Ny teny hoe "vava" eto dia manambara ireo teny izay nosoratan'i Davida. DH: "Tamin'ny alalan'ireo tenin'i Davida"