# Josebala Io dia anaran-dehilahy. Ireo dikanteny sasany mamaky hoe Joseba-basebeta, Jasobema, Isbala, na Isboseta satria misy ireo karazany ireo ny dikanteny samihafa taloha. Mety hifidy ny hilaza io ao amin'ny fanamarihana amin'ireo dikanteniny ireo mpandika teny # Takemonita Io dia anarana vondron'olona. DH: "zanaka lahin'i Hakmona" # valonjato "800"