# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Io dia tohin'ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy. # Avy eo dia niseho ny fantson-drano...fofon'ain'ny vavorony Rehefa nihiaka tao anatin'ny fanafihany ireo fahavalon'i Davida i Yaveh, dia nampitahaina tamin'ny heriny mba hahatonga korontana ao amin'ny faritra lalin'ny ranomasina sy ny tany izany. Io dia maneho ny halehiben'ny heriny sy ny hatezerany lehibe. # fanambany...niharihary Mampitaha ny hatezeran'i Yaveh amin'ny safotofoto amin'ny tany i Davida. DH: "Nampiharihary ny fanambanin'ny tany ny hiakan'adin'i Yaveh"