# Sanatria, dia sanatria amiko, ny Mamerina io andianteny io izy mba hanindriana fa zavatra tsy tokony nataony mihitsy izany. DH: "Marina, dia marina tokoa, tsy hanao" # amiko, ny haka na hanimba Io dia manondro ny faharavan'ny tanàna. Io dia mety ampiana. DH: "no tokony hihinana sy handrava ny tanànanao" # haka na hanimba Ireo andianteny roa ireo dia samy midika hoe mandrava. Amin'ny andianteny voalohany "fandravana" dia resahina toy ny hoe "maka" izany. Ireo dia mety atambatra. DH: "mandrava na mamotika ny tanàna" na "mamotika" # nanandratra ny tanany hanohitra Io dia midika hoe mikomy na miady amin'olona. DH: "efa nanohitra" na "mikomy manohitra ny" (UDB) # Izy irery no atolory Mangataka ny vahoaka ao amin'ny tanàna mba hamotsotra an'i Seba ho azy i Joaba. DH: "Atolory aminay io lehilahy io" na "Omeo anay io lehilahy io" # hiala eto amin'ny tanàna aho Eto ny hoe "aho" dia manondro an'i Joaba sy ireo miaramilany. DH: "Hanala anao eto amin'ny tanàna izahay" # Ho atsipy eo aminao hihoatra ny rindrina ny lohany DH: "Hatsipinay ny lohany" # Ary tamim-pahendreny no nanatonan'ilay vehivavy ny olon-drehetra Io dia midika fa nanao fihetsika tamim-pahendrena sy niteny tamin'ny vahoaka momba izay tokony ataon'izy ireo ilay vehivavy. DH: "Dia niteny tamin'ny vahoaka rehetra ilay vehivavy hendry" # ny lehilahy rehetra ho any an-tranony avy "nankany an-tranony avy ny lehilahy tsirairay"