# Abisay Io dia mpifehy ny tafik'i Davida hafa. Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:18 ihany io anaran-dehilahy io. # hanao ratsy antsika mihoatra "mandratra anay kokoa" # ireo mpanompon'ny tomponao, ireo miaramilako Ny andianteny hoe "ireo miaramila" dia manazava ny hoe "mpanompo". Manondro ny tenany amin'ny fomba mihaja hoe "tomponao" i Davida mba hilazana ny olona izay manam-pahefana ambany kokoa. # enjeho "hazao" # hahita tanàna mimanda izy Io dia midika fa hiditra amin'ireo tanàna ireo i Seba sy ireo lehilahiny mba hiafiana ny tafik'i Davida. Ny teny hoe "izy" dia manambara an'i Seba nefa sady manondro azy sy ireo lehilahiny izany. DH: "hiafina ao amin'ireo tanàna mimanda izy sy ireo lehilahiny" na "hialoka ao amin'ireo tanàna mimanda izy sy ireo lehilahiny" # tsy ho hitantsika Eto i Davida dia manondro ny tafiny amin'ny fahitany mba hanindriana fa mety hiafina i Seba sy ireo lehilahiny ka tsy ho voasambotry ny tafik'i Davida. DH: " avy eo amintsika" # Keretita...Peletita Ireo dia anarana vondron'olona izay nanampy mba hiaro an'i Davida mpanjaka. Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ireo.