# Barzilay Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 17:27 ihany io anaran-dehilahy io. # Gileadita Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 17:27 ihany io anarana vondron'olona io. # Rogelima ...Mahanaima Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 17:27 ihany ireo anaran-dehilahy ireo. # Jordana ny Renirano Jordana # valopolo taona "80 taona" # nanome vatsy "namatsy"