# Nahoana no manazava zavatra mihoatra? Mampiasa io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hilazana aminy fa tsy tokony hanohy hiteny momba ny fifandirany amin'i Ziba izy. Io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Tsy tokony hanazava izany mihoatra ianao." na "Tsy tokony hiteny intsony tokoa ianao." (UDB)