# Ary Io teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara sy ny fiantombohan'ny fizarana vaovao amin'ny tantara. # ary nanandratra ny masony Eto ny mpiambina mijery zavatra dia resahina toy ny hoe nanandratra ny masony. DH: "ary nijery teny ampitan'ny tanĂ na" # misy vaovao ao am-bavany Eto ny mpanjaka dia miresaka ilay lehilahy manana hafatra toy ny hoe zavatra izay mipetraka ao am-bava ireo vaovao. DH: "manam-baovao holazaina aminao izahay"