# Tsy hiandry anao aho Ny tian'i Joaba tenenina dia hoe tsy tokony mbola hiresaka amin'ilay lehilahy izy. DH: "Tsy handany ny fotoanako hiresaka aminao intsony aho" # fon'i Absaloma Eto ny fon'i Absaloma dia manondro ny tratrany na ny vatany ambony. DH: "tratra" # fitaovam-piadiana Io dia sady manondro ny fiarovana izay anaovana mba hiarovan-tena sy ireo fiadiany. DH: "fiarovana sy fitaovam-piadiana"