# Ary Io andianteny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # Mahanaima...Raba...Lo-debara...Rogelima Ireo dia anaran-tanĂ na na toerana. # Soby ...Nahasa...Makira...Amiela...Barzilay Ireo dia anaran-dehilahy. # Amonita...Gileadita Ireo dia anarana vondron'olona. # fandriana sy bodofotsy Ny fandriana dia zavatra malefaka mba hatoriana, ary ny bodofotsy dia lamba firakofana mba hamana. # koba Ny koba dia vary potika natao vovoka sy nampisaina mba hanaovana mofo. # lango "masaka" # tsaramaso voa izay andrahoina sy hohanina # voanemba karazana voa izay andrahoina sy hohanina # mandry ronono izay marikivy sy lasa mafy # mangetaheta mila rano na zava-pisotro hafa