# Ahitofela Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:11 ihany io anaran-dehilahy io. # Hosay Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:32 ihany io anaran-dehilahy io. # Ary "Nitranga izany". Io teny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # Arkita Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:32 ihany io anarana vondron'olona io.