# mba hiandry ny lapa Eto ny teny hoe "hiandry" dia midika hoe mikarakara. DH: "mba hikarakara ny lapa" # teo amin'ny trano farany Io dia manondro ny trano farany izay handehanan'izy ireo rehefa nandao ny tanĂ na izy ireo" # Keretita...Peletita Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany ireo anarana vondron'olona ireo. # Gatita Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 6:10 ihany io anarana vondron'olona io. # lehilahy eninjato "lehilahy 600"