# mpiambina Izany dia midika fa mijery ireo fahavalo raha miambina eo amin'ny mandan'ny tanàna ny mpanompo. DH: "izay miambina" na "izay miambina eo amin'ny mandan'ny tanàna'' # nanandratra ny masony Eto ny mpanompo mijery miandrandra any amin'ny zavatra iray dia resahina toy ny hoe nanandratra ny masony. DH: "nijery ambony" # Ary Io andianteny io dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # nanandratra ny feon'izy ireo Eto ny feo mihiaka mafy dia resahina toy ny hoe zavatra azo asandratra any an-danitra ny feon'izy ireo. DH: "nihiaka mafy"