# avy ao amin'ny ankohonanao ihany Eto ny hoe "ankohonan'i" Davida dia manondro ny fianakaviana. DH: "avy amin'ny fianakaviana ihany" # Eo anoloan'ny masonao ihany Eto i Davida dia tondroina amin'ny masony mba hanindriana izay ho hitany. DH: "Raha mijery ianao" # amin'ny atoandrobe-nanahary "amin'ny atoandro be". Ny hevitry ny fanaovan-javatra "malalaka" na amin'ny fomba izay tena fantatra ny fitrangany dia matetika resahina toy ny hoe natao tamin'ny "atoandro". DH: "malalaka" na "ary hahita izay hitranga ny olona rehetra" # nanota niafina ianao "nanota" # eo anatrehan'Israely rehetra Io andianteny io dia miresaka ny fahafantaran'ny vahoakan'ny Israely momba izay nitranga tamin'ireo vadiny toy ny hoe tena nijoro vavolombelona ny amin'izay hitranga izy rehetra. DH: "teo anoloan'ny vahoakan'ny Israely" na "ary ny vahoakan'ny Israely rehetra dia hahalala momba izany" # namela Efa namela ny fahotan'i Davida i Yaveh. Ny famelan'i Yaveh ny fahotany dia resahina toy ny hoe zavatra izay nandeha ary tsy niraharaha. DH: "namela" # Tsy ho vonoina ianao Indraindray dia maty noho ny otany ny olona, nefa tsy faty noho ny fahotany tamin'ny fiarahana tamin'ny vehivavy izy. Io dia azo ambara mazava. DH: "Tsy ho faty ianao" na "tsy ho faty noho izany ota izany ianao" (UDB)