# Joaba zanak'i Zeroia Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 2:12 ireo anarana ireo. # Ahiloda...Ahitoba...Ahimeleka ...Seraia...Joiada Ireo dia anaran-dehilahy. # Ahiloda no mpirakitra Ny mpirakitra dia olona izay miresaka amin'ny olona sy miteny amin'izy ireo ny fanambaran'ny mpanjaka. DH: "Ahiloda no mpanambara" # Heretita...Paletita Ireo dia anarana vondron'olona. Ireo olona ireo dia mpiambina an'i Davida.