# nivoaka Eto ny hoe "nivoaka" dia afaka adika hoe "nandeha". # Endrey ny voninahitry ny mpanjakan'Israely ankehitriny Io dia fehezanteny maneso. Ny tian'i Mikala ambara ny dia mifanohitra amin'izay nolazainy, ary tsy nino izy fa hanao fihetsika manome voninahitra i Davida. Miteny tsy am-panajana an'i Davida Mpanjaka momba ny akanjo nentiny nandihy sy ny fitondran-tenany i Mikala. # teo imason'ireo andevo vavy Eto ny hoe "mason'ireo andevo vavy" dia manondro ireo andevo vavy". DH: "teo anatrehan'ireo andevo vavy" # mpiteny ratsy Ampitahain'i Mikala amin'ny lehilahy mpiteny ratsy sy adala i Davida.