# Nera...Abisay...Asahela Ireo dia anaran-dehilahy. # ràn'i Abnera Eto ny hoe "rà" dia manondro ny fahafatesan'i Abnera. Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 3:27. DH: "ny fahafatesan'i Abnera" na "ny famonoana an'i Abnera" # hilatsaka amin'ny lohan'i Joaba sy ny ankohonan-drainy rehetra Io andianteny io dia midika fa ny vokatry ny heloka hitranga amin'i Joaba sy ny fianakaviana dia toy ny hoe zavatra mavesatra nianjera tamin'izy ireo. DH: "nahatonga fahoriana hatrany ho an'i Joaba sy ny ankohonan-drainy rehetra" # ankohonan-drainy rehetra Eto ny hoe "ankohonana" dia manondro ireo taranaka. DH: "ireo taranaky ny rain'i Joaba rehetra" # Tsy ho afaka amin'ny Io dia manindry fa hisy olona manan'olana voatanisa lalandava. DH: "Hisy foana anie" # lavon-tsabatra Eto ny hoe ''sabatra" dia manondro ny fahafatesana mahatsiravina. DH: "maty tamin'ny fomba mahatsiravina" # tsy manan-ko-hanina "noana"