# Inona no nataonao? Mametraka io fanontaniana io i Joaba mba hibedesana an'i Davida tamin'ny nandefasana am-piadanana an'i Abnera. DH: "Tsy tokony nanao izao ianao!" # Nahoana no nalefanao izy, ka lasa? Mametraka io fanontaniana io i Joaba mba hibedesana an'i Davida tamin'ny namelana an'i Abnera hitsoaka. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Teto i Abnera ary ianao no namela azy handeha!" # Tsy fantatrao ve...izay rehetra ataonao? Mametraka io fanontaniana io i Joaba mba handresen-dahatra fa miteti-dratsy hanohitra an'i Davida i Abnera. DH: "Fantatrao tokoa...ny rehetra nataonao". # famorian-dranon'ny Siraha "Siraha" dia anaran-toerana izay nisy ny lava-drano.