# Nahoana ianao no tsy natahotra namono ny mpanjaka voahosotr'i Yaveh...tanana? Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana ilay lehilahy. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Tokony natahotra an'i Yaveh ianao ka tsy namono ny voahosony...tanana!" # mpanjaka voahosotr'i Yaveh Io sarinteny io dia manondro an'i Saoly, izay voafidin'Andriamanitra ara-pomba. # tamin'ny tananao ihany Io andianteny io dia manondro ny fanaovanao zavatra. DH: "ianao" na "ianao manokana" # namely azy Io fomba fiteny io dia midika hoe "namono azy". # Eo amin'ny lohanao ny rànao Eto ny hoe "rà" dia midika hoe "nandatsa-drà" ary nampiarahina tamin'ny fahafatesana. Eto ny hoe "ny lohanao" dia manondro ilay lehilahy ary midika fa tompon'andraikitra izy. DH: "Tompon'andraikitra amin'ny fahafatesanao ianao" na "Nahatonga ny fahafatesanao ihany ianao" # ny vavanao ihany no vavolombelona nanohitra anao Eto ny hoe "ny vavanao ihany" dia manondro ilay lehilahy. DH: "nijoro vavolombelona nanohitra ny tenanao ianao"