# Kisendrasendra no naha-teo Io fanambarana io dia manindry fa tsy nieritreritra ny hihaona amin'i Saoly ilay lehilahy. # Saoly nitehina tamin'ny lefony Ireo mety ho heviny dia 1) reraka i Saoly dia nampiasa ny lefona mba hiankinany na 2) nitady hamono tena tamin'ny filavoana tamin'ny lefony ihany i Saoly.