# Ny lanitra sy ny tany dia nisy ... fotoana ela, nohon'ny didin'Andriamanitra DH: "Andriamanitra dia nanao ny lanitra sy ny tany ... fotoana ela tamin'ny alalan'ny teniny." # Nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rano Izany dia midika fa Andriamanitra dia nampiakatra ny tany avy ao anatin'ny rano, nanangona miaraka ny vatan-drano mba hampisy ny tany. # Tamin'ny alalan'ireo zavatra ireo Eto ny hoe: "ireo zavatra ireo" dia manondro ny teny nataon'Andriamanitra sy ny rano. # Nandravàna ny tontolo tamin'izany fotoana izany, tamin'ny tondra-drano. DH: "Andriamanitra dia nanondraka ny tontolo nisy tamin'izany fotoana izany tamin'ny rano ary nandrava azy." # Ny lanitra sy ny tany dia natokana ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ihany DH: "Andriamanitra, tamin'ny alalan'io teny io ihany, dia nanokana ny lanitra sy ny tany ho an'ny afo." # Io didy io ihany Eto ny teny hoe: "didy" dia mijoro ho an'Andriamanitra, izay hanome ny baiko. DH: "Andriamanitra, izay hanome didy mitovy amin'izany." # Voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana DH: "Izy dia manokana azy ireo ho amin'ny andron'ny fitsarana." # Amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olona ratsy fanahy DH: "amin'ny andro hitsarany sy handringanany ny ratsy fanahy."