# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Petera dia nanomboka namaritra ireo toetran'ny olona tsy marina. # Marina indrindra izany Ny teny hoe: "izany" dia manondro an'Andriamanitra izay mitazona ny olona tsy marina ao am-ponja mandra-pahatongan'ny fitsarana ao amin'ny 2:7 # Ireo izay manohy amin'ny faniriana ratsin'ny nofo Eto ny andian-teny hoe: "fanirian'ny nofo" dia manondro ireo faniriana avy amin'ny toetra maha-mpanota. DH: "ireo izay manohy mampihetsika ireo fanirian-dratsy, fanotana." # Manao tsinontsinona ny fahefana "Mandà ny ho eo ambany fahefan'Andriamanitra." Eto ny teny hoe: "fahefana" angamba dia mety manondro ny fahefan'Andriamanitra. # Fahefana Eto ny "fahefana" dia mijoro ho an'Andriamanitra, izay manana zo hanome didy ary hanasazy ny tsy fankatoavana. # Mitompo teny fatratra "Manao izay rehetra tiany atao." # Ireo be voninahitra izany andian-teny izany dia manondro ny fanahy, toy ny anjely sy demonia. # Hery sy fahefana lehibe Mety ho dikany ho an'ireo izay voakasik'izany dia izao: 1) ireo be voninahitra na 2) ireo mpampianatra sandoka. # Izy ireo dia tsy mitondra fitsaràna maniratsira manohitra azy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia manondro ireo anjely. Ny mety ho dikan'ny teny hoe "izy ireo" dia izao: 1) ireo be voninahitra na 2) ireo mpampianatra sandoka. # Mitondra fitsaràna maniratsira manohitra azy ireo Ny fiheverana fa ireo anjely dia mety hiampanga ireo olon-dratsy ireo dia lazaina toy ny hoe izy ireo dia mety hanafika azy ireo amin'ny fampiasana ny fiampangana ho fitaovam-piadiana.