# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Petera dia nanomboka nampianatra ireo mpino mahakasika ny fiainana araka an'Andriamanitra. # Ho an'ny fiainana sy toe-panahy araka an'Andriamanitra Eto ny hoe: "toetra araka an'Andriamanitra" dia mamaritra ny teny hoe: "fiainana". DH: "ho an'ny fainana araka an'Andriamanitra." # Izay niantso antsika Eto ny teny hoe: "antsika" dia manondro an'i Petera sy ireo mpihaino. # Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana "Tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsaran'ny fitondran-tena." # Tamin'ny alalan'ireo Eto ny hoe: "ireo" dia manondro ny "voninahiny manokana sy ny fahatsarany.' # Mba ho tonga mpizara "Mba hizara ianareo." # Fomban'Andriamanitra Toy ny ahoana Andriamanitra # Ny fahalotoana izay eto an-tany Ny antony mahatonga izao tontolo izao ho voaozona ho ringana dia lazaina tahaka ny hoe zavatra eran'izao tontolo izao izy ireny.