# Iraika amby roapolo ...iraika ambin'ny folo "21 ... 11" # Hamotala Anaram-behivavy izany. # Jeremia Anaran-dehilahy izany. # Libna Anaran-toerana izany. # Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh sy ny fomba fandraisany fanapahan-kevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"