# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Josia Mpanjaka tamin'ny alalan'i Holda, mpaminany vavy. # ny hatezerako dia nirehitra tamin'ity toerana ity, ary tsy ho faty izany Resahina toy ny afo mandoro sy tsy mety maty ny fahatezarana mafin'i Yaveh. DH: "tahaka ny afo mandoro izay tsy mety maty ny fahatezerako amin'ity toerana ity" # ity toerna ity Eto ny hoe "toerana" dia ilazana ny vahoaka izay monina ao Jerosalema sy ao Joda. DH: "ireo vahoaka ireo" # Momba ireo teny izay renao Eto ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra izay ambaran'i Holda. DH: "Momba ny hafatra izay renao" # satria tso-po ianao Eto ny "fo" dia ilazana ny ao anatin'ny olona. Ny fahatsapana fa diso dia resahina toy ny hoe tro-po. DH: "satria nahatsapa ianao fa diso" na "satria nibaboka ianao" # fa ho tonga faharavana sy ozona izy ireo Azo avadika ho matoanteny na mpamari-toetra ny hoe "faharavana" sy ny hoe "ozona." DH: "fa hanozona azy ireo Aho ary hahatonga ny tany ho faharavana" # nandriatra ny akanjonao Izany fihetsika izany dia famantarana entina anehoana ny fahoriana sy alahelo lehibe. # izany no fanambaran'i Yaveh Eto i Yaveh dia milaza ny tenany toy ny hoe olona hafa. DH: "Izany no nambarako"