# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity ny fiafaran'ny hafatra avy any amin'i Yaveh ho an'i Hezekia mpanjaka, izay nolazaina tamin'ny alalan'i Isaia. Mbola ahitana fifanindrinan-dalana izany. # na handefa zana-tsipìka ao "Zana-tsipìka" dia sarinteny ilazana ny fitaovam-piadiana sy ny faharavana. DH: "na hiady eto" # na hanao fahirano azy "ary tsy hanangana dongon-tany eo amin'ny rindrin'ny tanàna akory izy ireo mba hahafahan'izy ireo manafika ny tanàna." (UDB) # izany no fanambaran'i Yaveh Amin'i Yaveh ny hoe "manambara" dia midika hoe mampanantena na mantanteraka izay nolazainy fa ho ataony. # noho ny amiko sy ny amin'i Davida mpanompoko "nohon'ny maha izaho ahy sy noho izay nampanantenako an'i Davida Mpanjaka, izay nanompo ahy tokoa." (UDB)