# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny fivavany tamin'i Yaveh i Hezekia mpanjaka taorian'ny nahazoany ilay taratasy avy tany amin'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria. # Mitalaho Aminao aho "Mitalaho Aminao aho" # amin'ny heriny "amin'ny herin'ny mpanjakan'i Asyria" (UDB) na "amin'ireo miaramilan'ny mpanjakan'i Asyria."