# ny kalesiny avy "samy nitaingina ny kalesiny ny tsirairay" (UDB) # Hitan'izy ireo tao ... izy "Rehefa nahatratra an'i Jeho izy ireo, dia tao ... izy" # Nabota Anaran-dehilahy izany. # Jezirelita Izany no ilazana ny olona avy ao Jezirela. # Inona no fihavanana eo, raha mbola maro be koa ny fanompoan-tsampy amin'ny asa fivarotan-tena sy ny ody ratsin'i Jezebela reninao? Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany fa tsy tonga hiavana izy ireo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Tsy hisy fiavanana izany raha mbola mampihatra sy mampiroborobo fatratra ny fanompoan-tsampy amin'ny endrika fijangajangana sy ody ratsy i Jezebela reninao."